Fanekena sy Lalàna

Publié le par SAMPATI 134

               NY FANEKENA

. Eo anatrehan'Andriamanitra sy ny olona ary fahasoavan'i Jesoa Kristy, lohan'ny Fiangonana no anekena fa hanompo an'Andriamanitra  hiasa ho an'ny tanindrazana sy ny namana ary hanoa ny lalàn'ny Tily.

 Iray ny Fanekena
Tsy manavaka firazanana na foko na fiaviana ; ho sakaizan'ny olona rehetra, manahaka an'i Baden Powell (Bipi izay namorona ny skotisma).

Ny TOE-JATOVO FILAMATRA : raha misy tokoa zatovo mankato ny lalàna dia ho filamatra izy. Ny lalàna mantsy dia tokony hajaina sy arahina na eny am-pilalaovana, na any am-pianarana, na eny an-dalam-be, an-karihary na ao amin'ny mangingina. Na manao fanamiana na tsy manao.


                                                                            LALANA TILY


       1- Tokan-teny ny skoto

    2- Mahatoky ny skoto

                               3-Vonona hanasoa ny hafa ny skoto

                           4 Havan’ny olona rehetra ny skoto

             5- Mahay manaja ny skoto

                    6- Manaja ny voahary ny skoto

    7- Mpankato ny skoto

                         8- Mihira sy mitsiky ny skoto raha sendra ny sarotra

                                  9- Sahy mahery fo ary maharitra amin’ny asany ny skoto

                         10- Madio eritreritra, fiteny ary fitondran-tena ny skoto



Pour être informé des derniers articles, inscrivez vous :
Commenter cet article
M
tsara ilay hevitra hoe atao ato anaty web ny lalàna fa ilay tena izy atao fa aza ovaina.
Répondre